3MPI Staff David Ellingson
dellingson@3mpi.org

David Ellingson

Tonia Akademika

David Ellingson dia manompo amin'ny maha Tonia akademikan’ny Seha-pampianarana Fitorian-Teny 3M sady tompon'andraikitra voalohany ao amin'ny departemantan'ny Famelaran-kevitra ny Baiboly. Maniry ny hanamafy orina ny fiangonana an-toerana sy hampiofana lehilahy ho amin’ny asa fanompoana izy. Mpikambana mavitrika ao amin’ny Fiangonana Batista Biblika Ankadivato (Antananarivo, Madagasikara) izy ary mitarika fampianarana Baiboly ao amin’izany fiangonana eo an-toerana izany indraindray. Niofana ho mpanazava ny hevitra ny Baiboly sy ho pasitera tao amin'ny The Master's Seminary tany Sun Valley, CA izy ka nahazo ny mari-pahaizana "Master of Divinity tamin'ny taona 2018. Nandritra ny fianarana norantoviny tany amin'ny seminera nisy azy dia sady niasa amin'ny maha mpandrindra ny fanitarana iraisam-pirenena ho an'ny asa fanompoana tao amin'ny fiangonana Grace Community Church (Sun Valley, CA) izy so sady diakona sy mpampianatra tao amin'ny sampana fianarana Baiboly. Talohan'ny fiantsoana azy ho amin'ny asa fanompoana dia nahazo maripahaizana "Bachelor of Science in Business Administration (BSBA)" momba ny fitantanana orinasa avy tao amin'ny tamin'ny Oniversiten'i Arizona i David 2004 sy ny mari-piofanana "Certificate of Management Information Systems (MIS)". Taorian'ny fianarany teny amin'ny oniversite dia niasa teo amin'ny sehatra ny teknolojian'ny haikajy mirindra (informatika) sy ny fitantanam-bola ara-barotra i David nandritra ny sivy taona. Zavatra tena ankafiziny ny mianatra teolojia, ny mandeha lavitra mitety tanàna sy firenena ary ny mitsangatsangana anivon'ny natiora miaraka amin’ny fianakaviany. Manambady an'i Ashley i David ary tamin'ny taona 2004 no nivadian'izy roa, ary manan-janaka efatra izy ireo: Isabella, Lydia, Anna, ary Clara.

While in seminary, he worked as the International Outreach Coordinator at Grace Community Church (Sun Valley, CA) and served as a Deacon and Bible study teacher. Before his call to ministry, David graduated in 2004 from The University of Arizona receiving a Bachelor of Science in Business Administration (B.S.B.A) and Certificate of Management Information Systems (M.I.S.).

After university, David worked in the fields of Information Technology and Business Finance for nine years. He enjoys studying theology, traveling, and hiking with his family. David has been married to Ashley since 2004 and is father of four girls: Isabella, Lydia, Anna, and Clara.

Fianarana

  • M.Div, 2018, The Master's Seminary
mgMG